L'AIRE PROTÉGÉE AGNALAZAHA est située dans la Région Atsimo-Atsinanana RN 12, proche Farafangana en direction de Vangaindrano.

Ity ALA AMBONY FASIKA, HONAHONA SY FARIHY ity dia miorina amin'ny RN 12, 55 km miala an'i Farafangana mankany Vangaindrano. Mandrakotra honko 2 477 hektara misy honahona izay anirian’ny"Mahampy" (ampiasaina amin'ny fandrariana) sy nepenthes (zavamaniry mihinana biby kely). Misy karazana zavamaniry 357 eo ho eo, ny antsasany mahery dia eto Madagasikara ihany no ahitàna azy, toy ny 5 amin'ny 7 karazana biby minono monina ao. Miaina ato koa ny karazana varika 5 izay atahorana ho lany tamingana, ary karazam-borona 66 (23 amin'ireo dia endemika)

AIRE PROTÉGÉE AGNALAZAHA et ses 2747 hectares

Rehefa mistsidika an'ity toerana ity dia matetika no ilaina ny mandeha amin’ny tetezana mamakivaky ny honahona.

Cette FORÊT SUR SABLE, MARAIS et LACS, se situe le long de la RN 12 à 55 km de Farafangana en direction de Vangaindrano.

Elle s’étend sur 2.747 Ha avec des marécages ou poussent les « Mahampy » (sortes de joncs utilisés pour la vannerie) et les nepenthes (plantes carnivores). On recense autour 357 espèces dont plus de la moitié est endémique de Madagascar tout comme 5 sur les 7 espèces de micromammifères qui y vivent. La réserve abrite également 5 espèces de lémuriens tous menacés d’extinction et 66 espèces d’oiseaux dont 23 sont endémiques.

Pour visiter cet endroit, il faut souvent marcher sur des passerelles érigées au-dessus des marécages.

AIRE PROTÉGÉE AGNALAZAHA et ses 2747 hectares

Crédit photos Andriatahina Flavien Ths

#Agnalazaha #atsimo_atsinana #biodiversite #Madagascar #RN12

Source : Carnets Madagascar Crédit photo Andriatahina Flavien Ths

Pin It

Recherche avancée

La météo à TAMATAVE, Madagascar

saina
 Change EURO en ARIARY (MGA)